COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©AFP
Ramavonirina Oliva, recherche au sein du Centre de Langue Malgache.

Kozio ahy du 26 février 2020 : Tompoko

« Tompoko », un terme qui a pris ses racines durant l’esclavage. Les esclaves appellent leurs maîtres ainsi. « Tompoko » désignant l’appartenance de l’esclave au maître. Après l’abolition de l’esclavage, le terme est resté. Il marque actuellement le respect et ne sous-entend plus soumission et subordination d’antan.



Manazava i Ramavonirina Oliva, tompon’andraikitry ny fikarohana sy fandikana teny eny amin’ny foiben’ny teny fa voarakitra ara-tantara ny hevitr’io teny io. Nahazo vahana io fiteny io tamin’ny vanim-potoanan’ny fisianan’ny fanandevozana satria nisy ny « Tompo » ary nisy ny « Mpanompo ». Rehefa nandeha anefa ny fotoana, tsy nisy intsony ny fanandevozana, ka niova ny hevitr’io teny io. Lasa mari-panajana izy ankehitriry ary tsy misy intsony an’ilay hoe fahaverezan-jo, toy ny tamin’ny andron’ny fanandevozana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter