COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

Une jeune femme atteinte de dépression.

Very fanahy mbola velona

Entina hilazana olona sahirana amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra noho ny dona na sedra mafy nahazo azy teo amin’ny fiainana ny atao hoe « very fanahy mbola velona ». Tsy mifidy saranga na sokajin-taona izy io hoy ny mpikabary sady mpahay fomba malagasy Randrianetrazafy Hemerson fa mety ahazo ny olona rehetra. Azo adika ho olona miroaroa saina ihany koa izy io hoy hatrany ny fanazavana.


Studio Sifaka · 2020-01-18_Fandaharana-KOZIO-AHY-VERY-FANAHY-MBOLA-VELONA

Le terme « very fanahy mbola velona » se réfère à une personne qui a du mal à prendre une décision, en raison du traumatisme ou des épreuves qu'elle a vécu dans la vie. Cela peut arriver à toutes les classes sociales et toutes les tranches d'âge, explique l’orateur et tradipraticien Hemerson Randrianetrazafy. Cela peut également faire référence à une personne en état de dépression, toujours selon d-ses explications.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter