COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
« Akôrinao izay »est une expression ironique qui peut signifier "je t'ai prévenu".

Akôrinao zay

 Madagascar est riche en dialectes. « Akôrinao zay » est une expression que l’on utilise souvent pour remuer le couteau dans la plaie,  pour se moquer gentiment entre amis, ou tout simplement pour dire je te l’avais dit ou je t’avais prévenu. Un petit tour au Nord et à l’Est de l’île pour un bain de dialecte sur cette expression.   


 

Studio Sifaka · 2021-02-09 KOZIO AHY - AKORINAO ZAY

Akôrinao zay, fiteny mandatsa, ny any Mahajanga no tena mampiasa azy io. Fomba fiteny entina andrabiana olona, rehefa iny noraràna tsy anao zavatra iray iny, na rehefa ilay efa nanarina mafy kanefa mbola manao ihany dia akôrinao izay hoy ny olona rehefa avy eo izany hoe « tsara ho anao izay » na ihany koa hoe « izay ny anao ». Ndeha hojerentsika hoe manao ahoana kosa ny filazan’ny any Diego sy any Tamatave any izay teny fandatsa izay.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter