COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Matthew T Rader
Même si "jomaka" signifie agressif à l'origine, aujourd'hui il s'utilise pour désigner les délinquants.

Jomaka

En général, quand les malgaches qualifient quelqu’un de « jomaka », c’est pour désigner des voyous ou des délinquants. Pourtant, « jomaka » désigne surtout les personnes plus agressives, que la normale selon Tsy Avahana, enseignant en de langue malgache et orateur. Ceci dit, comme le sens des mots évolue avec le temps et que « jomaka » n’est pas inscrit dans le dictionnaire malgache, sa signification n’est pas figée.  


Studio Sifaka · 2021-02-24_Fandaharana-KOZIO-AHY-JOMAKA

Amin’ny ankapobeny rehefa ataon’ny manodidina hoe « jomaka » ny olona iray dia entina hilazàna ny toetra toy ny hoe jiolahimboto izany. Ny tena hevitr’io teny io anefa hoy Tsy Avahana, mpampianatra teny malagasy sady mpikabary, dia hoe olona mahery setra mihoatra noho ny hafa. Mivoatra miaraka amin’ny fiaraha-monina anefa ny teny, ny hoe « jomaka » rahateo dia tsy tafiditra ao anaty rakibolana ka mety miova ihany koa ny heviny.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter