COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Saramukitza
« Miraoziraozy » tire une partie de son sens de la rose en tant que fleur.

Miraoziraozy

“Miraoziraozy” est une expression apparue dans le langage des jeunes, il n’y a pas si longtemps. En ce moment, la plupart des jeunes l’utilisent pour faire référence au fait de “se balader sans objectif ou direction précise ”. Ceci dit, à l’origine cette expression tournait surtout autour de la fleur « rose » qui faisait référence à la beauté, à la femme. Selon l’orateur Manampisoatoavina, « miraoziraozy » signifiait initialement « aller chercher la rose ou la femme qui nous correspondrait ».


Studio Sifaka · 2021-02-25 KOZIO AHY - MIRAOZIRAOZY

« Miraoziraozy » dia fomba fitenin’ny tanora iray izay niforona taty amin’ny vanim-potoana aoriandriana. Amin’izao fotoana izao dia ny hoe « mandehandeha tsy misy tanjona manokana » no hevitra matetika fampiasa azy. Tany amboalohany anefa hoy ny mpikabary Manampisoatoavina dia nifantoka betsaka tamin’ilay teny hoe raozy voninkazo io fomba fiteny io. Ny raozy izay hanehoana ny hatsarana na ihany koa ny vehivavy. Ka ny hoe miraoziraozy hoy izy dia midika hoe « mandeha mitady ilay raozy na vehivavy sahaza hoan’ny tena ». 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter