COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

Chaque couple a ses petites histoires.

Zisitoara

Le mot « zisitoara » est généralement utilisé par les jeunes. Sa signification peut varier selon la phrase ou encore le sujet ou encore le contexte. Pour le chanteur Samoela, il vient du mot composé  “petites histoires”. Dans son titre « fitia zisitoara », littéralement traduit par « amour zisitoara », ce mot résume les épreuves rencontrées par les couples soit les hauts et les bas. En outre, ce terme indique également les beaux-parleurs, selon l’orateur Santatra Rabefihavanana. 


Studio Sifaka · 2021-03-02 KOZIO AHY - ZISTOARA

Amin’ny ankapobeny, ny hoe « zisitoara » dia teny fampiasan’ny tanora eny amin’ny andavanandrom-piainana. Mety hiova araka ny fehezanteny na ny sehatra resahana ny heviny. Avy amin’ny teny vahiny hoe “petites histoires” no nangalàna azy fa nohagasiana raha ny fanazavan’i Samoela, mpihira. Tao amin’ilay hirany hoe “fitia zisitoara”, mamaritra ireo sedra rehetra nolalovan’ny mpifankatia no tena dikany. Ankoatra izay, entina hiantsoana ireo olona tsy maty am-bavany ihany koa io teny io hoy i Santatra Rabefihavanana, mpikabary.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter