COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
Enregistrement de l'émission Kozio Ahy du 06 mars 2021.

« Dada sy Neny » ou « Papa sy maman » ?

Chaque parent a sa propre façon d’éduquer son enfant. Le langage est un des premiers facteurs de l’éducation. Quel type de langage adopter ? De nos jours, les enfants ont tendance à appeler leurs parents Papa et maman plutôt que Dada sy Neny. Mais pour quelles raisons exactement ? Est-ce une question de choix ou de nécessité ? Les réponses avec Nalisoa Ravalitera, expert en linguistique malgache dans #kozioahy. 


Studio Sifaka · 2021 - 03 - 06 KOZIO AHY DADA SY NENY PAPA SY MAMAN

Samy manana ny fomba entiny sy safidiany hanabeazana ny zanany ny ray aman-dreny tsirairay. Isan’ny fototry ny fanabeazana ny teny sy ny hay teny. Amin’izao fotoana izao dia maro ireo ankizy sy zaza malagasy no miantso ireo ray aman-dreny hoe « Papa sy maman » fa tsy « Dada sy Neny ». Tsarain’ny fiaraha-monina amin’izany avy hatrany ny mety hisian’ny fanamaivanana ny kolontsaina malagasy na ihany koa hisian’ny aingitraingitra avy amin’ireo ray aman-dreny. Teny izay tokoa ve ? Ndao henoina ny fanazavan’ny mpahay teny malagasy Nalisoa Ravalitera ato anatin’ny #kozioahy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter