COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Suman
Aspect du dur labeur des paysans dans les rizières.

Mamboly voky, tsy mamboky voky

« Mamboly voky, tsy mamboly voky ». Il s’agit d’une expression qui se glisse subtilement dans les conversations familiales ou entre amis. Généralement, elle est souvent utilisée pour parler des personnes qui sont au chômage ou sans emploi malgré elles pour une raison ou une autre. En tout cas, Ranjatohery Harilala, écrivain et membre de l’Académie Malagasy nous explique la signification de cette expression dans #kozioahy. 


Studio Sifaka · 2021-03-09_Fandaharana-KOZIO-AHY-MAMBOLY-VOKY-TSY-MAMBOLY-VOKY

« Mamboly voky tsy mamboly voky ». Fomba fiteny rentsika matetika izy io indrindra rehefa miresaka mikasika olona iray tsy manana anton’asa noho ny antony maro samihafa. Raha ny tena heviny dia entina hilazana ny tsy fahampian’ny finiavana hihoatra ny efa izay eo am-pelatanana. Araho ny fanazavana misimisy kokoa entin’i Ranjatohery Harilala, mpanoratra no sady mpikambana eo anivon’ny Akademia Malagasy ato anatin’ny #kozioahy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter