COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Craig Adderley
"Tsy mifaditrovana" se dit d'une personne cruelle, sans cœur.

Tsy mifaditrovana

Les mots “faditra” et “ovana” sont à l’origine de “mifaditrovana”. "Ovana" désigne la partie d’un arbre, située juste en dessous de l’écorce et utilisée pour le "ala-faditra", un rituel pour chasser le mal : sorcellerie, maladie, etc. Mais ce mot correspond aussi aux organes du corps humain et est à l’origine de l’appellation "taova". "Tsy mifaditrovana" se dit d’une personne méchante, sans pitié, sans cœur, selon l’orateur Salohifito et l’écrivain, enseignant chercheur et membre de l’Akademia Malagasy, Nalisoa Ravalitera. 


Studio Sifaka · 2021-03-16 Fandaharana KOZIO AHY - TSY MIFADITROVANA

Avy amin’ny teny roa : “faditra” sy “ovana” no nahazoana ny teny hoe mifaditrovana. Singa iray amin’ny hazo ny ovana, ary nampiasaina hanaovana ala-faditra, hanalana ratsy. Ankoatra izay anefa hilazana ny ao anaty ihany koa izy io ka nahazoana ny teny hoe “taova”. Olona masiaka, tsy manana hantra, tsy misy fo mitempo no atao hoe “tsy mifaditrovana”, hoy ny mpikabary Salohifito sy ny mpanoratra, mpampianatra mpikaroka sady mpikambana ao amin’ny Akademia Malagasy, Nalisoa Ravalitera.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter