Bakashialy, voambolana nampiasan’ny mpanakanto Big Jim Dah tao anaty hirany mitondra ny lohateny hoe laborosy. Manondro olona avy any ambanivohitra ity tenin-jatovo avy ao amin’ny faritra Boeny ity. Mihitatra ny fomba fampiasan’ny tanora azy ankehitriny. Entina hilazana na handatsana olona tsy mahara-baovao na tsy maharaka ny zava-misy izy ankehitriny.
« Bakashialy » est de l’argot utilisé par les jeunes de la région Boeny surtout ceux de Majungapour désigner une personne qui vit en zone rurale. Cependant, de nos jours, les jeunes l’utilisent pour décrire une personne qui n’est pas à la page des informations.