COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©AFP
Une mère et son enfant, prise en photo à Antananarivo.

Kozio ahy : Tsaiky tsy aody tragno

"Tsaiky tsy aody tragno". Antambolagna natao hilazana fa tsy sakana amin’ny fialana ao an-tokan-trano (fisarahana) ny zaza/zanaka. Misy mantsy ny miteny hoe : raha tsy efa niteraka izahay tena niala izaho satria efa tsy zakako intsony ny ataon’ny vadiko. Misy anefa milaza fa na firy na firy ny zanaka nateraka, rehefa tsy misy fitiavana intsony dia aleo miala, misaraka. Eo no mipetraka ny hoe : tsaiky tsy aody tagno.


C’est une expression pour dire que les enfants ne sont pas une raison de rester dans le mariage s’il n’y a plus d’amour. Certaines femmes disent que si elles n’avaient pas d’enfants, elles auraient quitté leurs maris au moment où elles ne ressentaient plus l’amour.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter