COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©AFP
Le poids que peut porter une personne dépend de sa corpulence.

Kozio ahy : "Mizaka ny tsy eran'ny aina"

Selon les explications du directeur de la formation en art oratoire, faritany FIMPIMA Antsirabe, cette expression désigne un fardeau plus lourd que d’habitude pesant sur l’homme à cause de ses responsabilités. Cette expression vient du proverbe « omby mahia be tandroka ka mizaka ny tsy eran’ny ainy », un bœuf très maigre avec de grosses cornes.



Araka ny fanazavan’I Honore Rajerison, talen’ny fampianarana kabary, faritany FIMPIMA Antsirabe, ny mizaka ny tsy eran’ny aina dia miaina zavatra mafy noho ny tokony ho izy vokatry ny adidy tsy azo hiodivirana. “Omby mahia be tandroka, ka mizaka ny tsy eran’ny ainy” no nihavian’io teny io hoy ihany I Honore Rajerison. Ilay tandrony eto izany dia lehibe noho ilay omby.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter