COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
Professeur Roger Rabenilaina

Kozio ahy : "Jonobotry"

Jonobotry est la combinaison des deux mots : jono « pêche » et botry « peu profond ». Le mot désigne la recherche de profits rapides, faciles mais malhonnêtes et illégales. Par exemple : Les taxis clandestins qui proposent une course à petit prix, indique le professeur Bruno Rabenilalaina


Ny teny hoe Jonobotry dia azo avy amin’ny fanakambanana ny teny hoe jono sy botry. Lazaina fa manao Jonobotry ny olona iray rehefa manao zavatra hitadiavana tombotsoa amin’ny fomba tsy manaraka ny lalàna. Tahaka ny fiara mangalatra mitatitra olona nefa tsy manana alalana hanao izany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter