COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Théophilio Ratsiahimparivony
Théophilio Ratsiahimparivony, conseiller au comité central de la FIMPIMA à Antsiranana.

Kozio ahy: Taratasin'i zaman'i Jao

« Taratasin’i zaman’i Jao, jery manampy » ou « taratasin’i baban’i Jao, jery manampy » est une expression utilisée dans le nord de Madagascar. Elle désigne un message codé ou imagé qui nécessite de la clairvoyance pour être compris. Pour plus d’explications, suivez l’émission Kozio ahy. 



Sarin-teny fampiasa any avaratry ny nosy any ny hoe « taratasin’i zaman’i Jao, jery manampy » na « taratasin’i baban’i Jao, jery manampy ». Entina hilazana hafatra tiana hampitaina saingy tsy amin’ny fomba mivantana izy io. Izany hoe mila mandinika tsara vao mahatakatra izay tiana ho lazaina. Azonao arahina ao anatin’ny Kozio ahy ny fanampim-panazavana momba izay.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter