COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
Nanjary fomba fiteny entina hangataham-bola izany taty aoriana .

Kozio ahy : "Mametraha kely hanamboarana ny Rova e"

L’incendie du Rova en 1995 a tellement marqué les Malgaches qu’ils ont tout fait pour récolter des fonds en organisant des téléthons dans des espaces publics, le tout animé par des groupes d’artistes. Il y a même eu des appels de donations pour réhabiliter le Rova. Depuis, l'expression "Mametraha kely hanamboarana ny Rova e", traduit en français "Laissez un peu d'argent pour rénover le Rova" est devenue courante. Rasamoelina Maurice, orateur, explique que c'est devenu actuellement une expression pour demander de l'argent à quelqu’un.

Fony vao may ny Rova tamin’ny taona 1995 dia nentanim-po ny vahoaka rehetra ka nanao hetsika isan-karazany sy tsipaipaika izay nanentanana ny olon-tsotra sy ny malala-tanana rehetra. Nalaza ny fomba fiteny nandritra izany ary hatramin’izao, hoe: “mametraha kely hanamboarana ny rova e ”. Nanjary fomba fiteny entina hangataham-bola izany taty aoriana hoy ny fanazavan’i Rasamoelina Maurice, mpikabary malagasy. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter