COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Pixabay
On met le caillou dans l'eau bouillante.

Kozio ahy : Tsobo tsy mahaleo tangena

Tsobo, une forme de jugement au sein de la société d'antan. On demande au suspect de prendre un caillou placé au fond d’une marmite remplie d’eau bouillante. Si la peau de sa main se décolle, le présumé est déclaré coupable. C’est une forme de justice plus sévère que le tangena. D'où est née l’expression "tsobo tsy mahaleo ny tangena". Plus de détails dans l’émission Kozio ahy.

Tsobo, fomba fitsarana fahiny teo amin’ny fiaraha-monina. Raha araka ny tantara dia  asaina maka vato karangana ao anaty vilany misy rano mangotraka ilay olona voapanga. Koa raha mitsovaka ny tanan’ilay olona dia meloka eo anatrehan’ilay fiarahamonina izy izay. Fitsarana mafimafy kokoa noho ny fampisotroina tangena ny tsobo. Izay no nahatonga ilay fiteny hoe tsobo tsy mahaleo ny tangena. Araho ao anatin’ny fandaharana kozio ho ahy ny mahakasika izay.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 04 FAndaharana Kozio Ahy - TSOBO-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter