COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Pixabay.
Le Docteur Manitra Rakotoarivony a fait savoir qu’on a augmenté le nombre de tests pour Antananarivo et pour Toamasina.

Hono ho'aho : Cas inversé, Antananarivo et Toamasina

Ces 5 derniers jours, la tendance s’est inversée. Antananarivo enregistre un nombre de nouveaux cas de Covid 19 plus élevé que Toamasina.  Selon le Docteur Manitra Rakotoarivony, directeur de la Promotion de la santé du Ministère de la Santé, le non-respect des gestes barrières en est la principale raison. Plus d’éclaircissements dans « Hono h'oa ».

Nitombo ny isan’ireo trangana coronavirus teto Antananarivo nandritra ny andro vitsivitsy izay. Mitsimbadika tanteraka ny tranga satria tany Toamasina hatrany no nahitana tranga maro. Inona no mety ho anton’izany? Araho ny resaka hiarahana amin’i Dokotera Manitra Rakotoarivony, Talen'ny Fampiroboroboana ny Fahasalamana eo anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, ao anatin’ny fandaharana,« Hono h'oa ».

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 24 Fandaharana Hono Ho Aho - Fiakaran'ny Cas COVID 19 Tana-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter