COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©RitaE/Pixabay
Consommer des produits frais protègent de la covid-19.

Hono ho'aho: L’importance de consommer des produits frais face à la covid-19

On dit qu’un produit est frais lorsqu’on le consomme 24h après sa récolte. Une fois, ce délai dépassé, on ne peut plus dire que c’est frais. Les antioxydants présents dans les aliments frais nous protègent de plusieurs maladies. Il est donc conseillé de manger frais en ce temps de pandémie.



Atao hoe vaovao sy mbola tsara ny sakafo iray rehefa hohanina aorian’ny 24 ora nihotazana azy. Raha mihoatra an’izay fe-potoana izay kosa dia tsy azo lazaina fa vaovao intsony izy. Marihina fa ny « antioxydants » ao anatin’ireny sakafo ireny dia miaro amin’ny aretina maro isan-karazany. Ka izay no hanentanana hatrany ny amin’ny tokony hihinana azy amin’izao ady amin’ny coronavirus izao.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 28 Fandaharana HONO OA PRODUITS FRAIS
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter