COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

Entre 800 et 1.000 tonnes de fioul ont souillé les côtes de l’île Maurice.

Hono ho'aho : Marée noire : Menace pour l’économie bleue

La marée noire résulte du déversement des hydrocarbures dans les océans. Elle menace l’écosystème marin. L’Océan Indien et le Canal de Mozambique sont des milieux sensibles pour ce genre de situation. Les environnementalistes ont précisé que l’Océan Indien enregistre la pire marée noire après l’échouage du navire japonais près de l’île Maurice. Rivonala Razafison, journaliste scientifique a répondu à nos questions sur ce sujet.


Miteraka loto anaty ranomasina ny fiparitahan’ny solika avy amin’ny fahavakisan’ny sambo. Manimba ireo zava-manan’aina izany. Tranga mateti-piseho aty amin’ny faritry ny Ranomasimbe Indiana sy ny lakan-dranon’i Mozambika izy ity. Manahy ny amin’ny tontolo iainana eto amin’ny Ranomasimbe Indiana ireo mpiaro ny zava-boahary, taorian’ny fahavakisan’ilay sambo zaponey tao akaikin’ny nosy Maorisy ny 25 Jolay teo. Mamaly ny fanontaniana ato anatin’ny « Hono ho aho » i Rivonala Razafison, mpanao gazety siantifika.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 19 Fandaharana - Hono - Aho - MAREE - NOIRE