COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©TEDx Fianarantsoa
Une programmation TEDx se fera bientôt à Fianarantsoa.

Hono ho’aho : Pourquoi un programme TEDx à Fianarantsoa ?

Plusieurs domaines sont exploitables à Fianarantsoa mais les initiatives jeunes sont faibles. Ce contexte est la raison de la programmation du TEDx Fianarantsoa, sans compter l’incitation à proposer des idées d’amélioration afin de pousser les jeunes à s’activer, explique Ramiandrisoa Larissa, première responsable de l’organisation. L’évènement se tiendra le 05 Décembre 2020 et les informations seront publiées sur la page Facebook TEDx Fianarantsoa.



Maro ny zavatra azo trandrahana ao Fianarantsoa fa mbola betsaka ny tsy mahafantatra hoe inona avy izany. Antony iray nikarakarana ny hetsika hifampizarana hevitra afaka hanova sy hampandroso ny tontolo amin’ny tsaratsara kokoa na ny TEDx izany, araka ny fanazavan’ i Ramiandrisoa Larissa, tompon’andraikitra voalohany amin’ny TEDx Fianarantsoa. Ny 5 Desambra 2020 ho avy izao ny tetiandro hanatanterahana ny hetsika, ary hampahafantarina ao amin’ny pejy Facebook TEDx Fianarantsoa ny andinindininy mikasika ny fandraisana anjara.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 24 Fandaharana HONO OA TEDx FIANARANTSOA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter