COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
« Façonner la paix ensemble » implique tout le monde.

Hono ho'aho: Comment façonner la paix durable pour les jeunes ?

« Façonner la paix ensemble », tel est le thème de la célébration de la journée internationale de la paix. Les jeunes jouent des rôles importants dans la mise en place d’une paix durable. Selon Olivier Kambala, conseiller en Paix et Développement du Système des Nations Unies, les jeunes doivent s’impliquer dans la mise en place de la solidarité, notamment dans les différents secteurs. Cela peut se faire à travers la participation et l’engagement dans diverses communautés ainsi que la mobilisation pour plus de cohésion sociale. Le fait de se faire entendre à travers les différents canaux sont des rôles importants pour les jeunes afin de faire régner la paix d’une manière durable explique Brice Bussière, coordonnateur du Secrétariat technique du Fonds pour la consolidation de la paix à Madagascar.



« Fametrahana fahandriampahalemana miaraka », io no lohahevitra amin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fahandriampahalemana androany 21 septambra. Manana andraikitra amin’ny fametrahana izany amin’ny fomba maharitra ny tanora. Ka ilaina ny fandraisana anjara amin’ ny fametrahana ny firaisankina indrindra eny amin’izay sehatra misy ny tanora tsirairay hoy i Kambala Olivier, mpanolotsaina momba ny fandriampahalemana sy fampandrosoana ao amin’ ny Rafitry ny Firenena Mikambana. Ilaina ihany koa ny mandray andraikitra eny anivon’ ny fiarahamonina ho fametrahana ny fihavanana. Tsy adino ihany koa ny fahasahiana maneho hevitra eny amin’ ny kazarana fantsona samihafa. Ireo rehetra ireo dia andraikitry ny tanora entina hametrahana fandriampahalemana maharitra, hoy i Brice Bussière mpandrindra ao amin’ ny sekretera ara-tekinika ao amin’ny Tahirim-bolan’ ny Firenena mikambana ho an’ ny fahandriampahalemana.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 21 Fandaharana - HONO - AHO - HILAOEKY - JOURNÉE - INTERNATINALE - DE - LA - PAIX
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter