COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Rojo Razafimanantsoa
Le centre d’examen au Lycée André Resampa à Antsirabe.

Hono ho'aho: Passer les épreuves du BEPC, les jeunes malvoyants en ont aussi le droit

Comme tous les élèves, les malvoyants passent aussi les épreuves du BEPC, avec les mêmes sujets d’examen. Cependant, à la différence des autres candidats, ils sont passés par des préparations spécifiques. Les jeunes malvoyants ont le choix entre trois dispositifs pour passer leurs examens, comme l’explique le directeur du centre FOFAJA Antsirabe, Solohery Erison Ernest, dans l’émission Hono ho’a.



Miatrika ny fanadinam-panjakana Bepc tahaka ireo mpianatra rehetra ihany koa ireo manana fahasembanana ara-pahitana saingy misy ny fiomanana mialoha ary miavaka amin’ny an’ireo mahiratra ny fanatanterahan’izy ireo ny fanadinana. Mitovy amin’ny an’ny rehetra kosa nefa ny laza adina hanadinana azy ireo. Misy karazany telo ny fomba ahafahan’ireo manana fahasembanana ara-pahitana manao ny BEPC, araka ny fanazavan’i Solohery Erison Ernest, talen’ny foibe fanabeazana ny jamba eto Antsirabe, izay arahintsika ao anatin’ny fandaharana Hono ho’a.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 24 Fandaharana - HONO - AHO - BEPC - JAMBA - ANTSIRABE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter