COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Ranto Rasolonjanahary
Ranto Rasolonjanahary, juriste.

Hono ho'aho : Les peines pour les pédopornographes à Madagascar

Attentat aux mœurs et à la pudeur, pédopornographie, viol et exploitation sexuelle d’un mineur. Tels sont les chefs d’inculpation retenus contre le jeune homme connu sous le pseudo de Lee Stuvene Landot Craya's sur Facebook. Le code pénal malgache prévoit des sanctions pour chacun de ses crimes. Le juriste Ranto Rasolonjanahary répond à nos questions sur les peines encourues pour pédopornographie.



Fihetsika mamohehatra sy mamoafady, fanaparihana sary mamoafady maneho zaza tsy ampy taona, fanolanana sy fanararaotana ara-nofo zaza tsy ampy taona. Izay no azo hamaritana ny fihetsika nataon’ilay olona mitondra ny anarana hoe Lee Stuvene Landot Craya's ato amin’ny Facebook. Misy ireo sazy hampiharina aminy mifanaraka amin’ny fehezan-dalàna malagasy. Mamaly ny fanontaniana anaty Hono ho aho i Rasolonjanarahary Ranto, mpahay lalàna, mikasika ireo sazy mihatra amin’ireo mpamoaka sary moamfady misy zaza tsy ampy taona.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 13, Fandaharana HONO OA PEDOPHILIE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter