COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Clément Tardif
Les données indispensables pour l’agriculture intelligente peuvent être envoyées par message.

Hono ho aho : C’est quoi une agriculture intelligente ?

L'agriculture intelligente est une approche qui aide les agriculteurs à faire face au changement climatique. L’objectif est d’augmenter durablement la productivité en adaptant les semences au changement climatique afin d’assurer la sécurité alimentaire d’une zone. Par quel moyen ? Découvrons les réponses de l’ingénieur agronome, Rovaniaina Randriatsaramiafara.


Entina hantsarana ny fomba famokarana sy hampitomboana ny vokatra miakatra ny « agriculture intelligente ». Mba hahatrarana izany anefa, maro ny teknikam-pamokarana tokony ho fantatra ary indrindra tokony hatsaraina raha ny nambaran’ny ingénieur agronome, Randriatsaramiafara Rovaniaina. Isan’izany ny fahafantarana hoe amin’ny fotoana inona no tokony hamafazana ny voa sy ny inona ny fambolena tokony hatao amin’ny toe-tany tsirairay. Manampy amin’ny fanangonana ireo atontan-kevitra ilaina amin ‘izany ny teknolojia vaovao raha ny nambarany.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 15 Fandaharana HONO OA AGRICULTURE INTELLIGENTE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter