COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©AFP
La conduite d'une moto requiert la permis de conduire A.

Hono ho'aho du 19 février 2020

Les accidents à moto sont souvent mortels ou laissent des blessures graves. On a observé quelques cas dans les hôpitaux, sur facebook ou dans les journaux.

Quelles sont les règles de circulation à moto ?

Une moto qui fait moins de 50cm3 n’exige pas un permis de conduire. Par contre, il faut obligatoirement en avoir un pour toutes motos qui dépassent cette taille. 

Toky a interviewé Rabeandriamaro Hajatiana, directeur sécurité et sureté dans les secteurs de transport et tourisme.



Tsikaritra tato ho ato fa betsaka ny lozam-pifamoivoizana mihatra amin’ny kodiaran-droa ireny na ny moto. Rehefa manatona eny amin’ny toeram-pitsaboana no tena ahitana izany, na ihany koa any anaty gazety mivoaka isanandro.

Inona marina ny lalàna mifehy ny moto eto amintsika ?

Ny moto latsaky ny 50cm3 dia tsy ilana fahazoan-dalana mamily. Ny hafa rehetra kosa dia tokony hananana fahazoan-dalana, hianarana « code de la route » ary mila manaja ny fitsirihana ara-dalana na ny visite technique.

Vahinin’ny fandaharana Hono ho’aho i Rabeandriamaro Hajatiana Talen’ny Aro loza sy fandriampahalemana eo amin’ny sehatry ny fitanterana sy ny fizahantany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter