COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Geralt
Chaque enfant mérite une chance pour bien grandir.

Les procédures pour faire adopter un enfant

Comme les parents ne cessent de chercher les meilleurs moyens pour la réussite de leurs enfants, certains vont jusqu’à les confier à des proches pour adoption. Les droits des enfants ne seront pas touchés par cette adoption. Toutefois, les parents n’auront plus le droit de les récupérer une fois les procédures faites. Randrianasolonahandrimanana Haja, responsable de l’état civil de la commune rurale d’Ambohimanambola, nous explique les procédures à effectuer pour faire adopter un enfant.



Ny raiamandreny dia tsy mitsahatra ny mikaroka ny soa ho an’ny zanany mba hahatafita azy ireo. Misy mihitsy ny mampanangana azy ireo ny olona akaiky azy. Tsy voakitika ny zon’ny zaza fa kosa rehefa vita ny dingana rehetra atao amin’ny fampananganana dia tsy azon’ny raiamandreny atao intsony ny maka azy. Randrianasolonahandrimanana Haja, mpiandraikitra ny sora-piankohonana ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, no manazava amintsika ireo dingana rehetra ilaina amin’ny fampananganana zaza.

Studio Sifaka · 2020-11-05_Fandaharana-HONO-AHO-PROCÉDURE-D'ADOPTION
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter