COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Everyday Madagascar
Le riz fait partie des produits les plus vendus sur le marché.

Hono ho'aho du 21 Février 2020

Bon nombre d’instruments de mesure légitimement acceptés par les malgaches ne respectent pas les normes légalement imposées par le Bureau de métrologie légale. Les balances figurent parmi les instruments réglementés, cependant, celles-ci doivent faire l’objet de vérification périodique de l’autorité du commerce. Le consommateur ne devra pas être lésé dans les opérations commerciales.


Lasa fanaon’ny ankabeazan’ny mpivarotra amin’izao fotoana izao ny mampiasa fitaovana famarana tsy manara-dalàna. Anisan’ireny famarana ireny ny kapoaka izay tsy manaraka ny fenitra intsony ny fatrany. Misy ihany koa ireo vato mizana izay poakaty ka taratasy na sachet no hamenoan’ny mpivarotra sasany azy.

Mitaraina ny mpanjifa araka izany. Marihina fa ny « bureau de métrologie légale » no manamarina sy mitsara ny fitaovam-pandanjana sy famarana ampiasain'ny mpivarotra. Nefa raha ny hita dia mbola maro ireo tsy mahalala ny tompon’andraikitra tokony ho hantonona.

Inona no mahatonga io gaboraraka amin’ny fanaovana fitaovana hosoka io ? Hamaly ireo fanontaniana ireo i Henri Lenou avy ao amin’ny fikambanana miaro ny zon’ny mpanjifa ao anatin’ny fandaharana Hono hoy aho.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter