COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Fédération malgache de basket
Les drapeaux des pays participants aux Jeux des Iles de l'Océan Indien.

Madagascar accueillera les Jeux des Iles en 2023

Pour la 3ème fois, Madagascar accueillera les Jeux des Iles de l’Océan Indien pour 2023. Pour rappel, Madagascar n’a pas été retenu par le Comité International des Jeux pour la réception. Seulement après le désistement des Maldives, ce comité a donné son feu vert à la Grande île pour les organisations. Le président du Comité Olympique malgache, Siteny Andrianasoloniaiko explique dans hono hoa les raisons du désistement des Maldives et les anticipations au niveau des préparations de Madagascar.


Studio Sifaka · 2020-12-09_Fandaharana-HONO-AHO-JIOI_ANDRIANINA

Taorian’ny lalaon’ny Nosy 1990 sy 2007 dia hiverina aty Madagasikara indray ny fikarakarana izany amin’ny taona 2023. Raha tsiahivina dia tsy voasafidy handray io lalao io isika araka ny fanapahankevitry  ny komity iraisam-pirenena misahana ny lalao. Niala andaharana tampoka anefa ny Maldives ny okotbra lasa teo. Ka nanome alalana an’i Madagasikara indray io komity io mba handray io fifaninana io. Manazava ny antony nialan’ny Maldives tamin’ny fikarakarana sy ireo fanomanana mialoha tokony atao ny filohan’ny komity olimpika malagasy Andrianasoloniaiko Siteny.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter