COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

Un enfant se cache par peur d'être puni par ses parents.

Hono ho'a : Maltraitance ou punition des enfants : ce que dit la loi malgache

Madagascar est signataire de la convention relative aux droits de l’enfant et la protection de ces droits est prévue par la loi 2007-023. Il est inscrit dans son article 67 : « Sont assimilées à la maltraitance toutes sanctions prises à l’encontre des enfants au sein de la famille, des écoles, de la communauté lorsqu’elles portent atteinte à son intégrité physique ou morale ». La dénonciation des actes qui transgressent cette loi est obligatoire. La directrice de la formation des Magistrats à l’ENMG et présidente de l’association Diavolana qui œuvre dans la protection des droits des enfants, Tahiana Lucette Rakotoarisaona, nous en parle un peu plus dans Hono hoa.


Isan’ireo firenena nankato ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny fiarovana ny zon’ny ankizy i Madagasikara, ary ny lalàna 2007-023 no natao hiarovana izay zo izay. Voalaza ao amin’ny andininy faha 67 fa heverina ho fampijaliana ny ankizy izay mety ho fanasaziana atao aminy eo anivon’ny ankohonana, any am-pianarana na eo amin’ny fiarahamonina rehefa mitondra takaitra ara-batana sy ara-tsaina ho azy izany. Didin’io lalàna io hitoroka ny fampijaliana ankizy ihany koa ny rehetra, « tsy maintsy fa tsy hoe afaka ». Manazava misimisy kokoa momba izany ato anatin’ny Hono hoa i Tahiana Lucette Rakotoarisaona, talen’ny fampiofanana mpitsara ao amin’ny ENMG sady filohan’ny fikambanana Diavolana, izay misehatra amin’ny fiarovana ny zon’ny ankizy. 

Studio Sifaka · 2020-12-16_Fandaharana-HONO-AHO-VIOLENCE-ENFANT
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter