COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©CRTS Tambohohe Fianarantsoa
Le centre régional de transfusion sanguine à Tambohobe Fianarantsoa.

Transfusion sanguine : les poches de sang pour les patients des hôpitaux sont-elles gratuites ?

Entanina hanome rà maimaimpoana ny olona nefa misy vola aloha rehefa mila paosin-drà ny marary eny amin’ny hopitalim-panjakana. Tsy vidina ny rà fa 8.000 ariary isakin’ny paosin-drà no tsy maintsy aloan’ny marary ho saran’ny « test de compatibilité » izay hamantarana na mifanentana amin’ny marary na tsia ilay rà izay hampidirina aminy araka ny fanazavan’ny teknisianin’ny laboratoara ao amin’ny Centre régional de transfusion sanguine na CRTS Tambohobe Fianarantsoa, Randrianantenaina Mamy Tahina. 85.000 ariary isakin’ny paosin-drà kosa no aloan’ny hopitaly tsy miankina raha ohatra ka misy ny filàn’izy ireo izany ho fandraisana anjaran’izy ireo amin’ny hopitalim-panjakana araka ny fanazavany hatrany.


Studio Sifaka · 2020-12-19_Fandaharana-HONO-AHO-DON-DE-SANG

Les bénévoles font des dons de sang aux hôpitaux gratuitement. Cependant, lorsque les patients ont besoin de sang, les bénéficiaires doivent payer à partir de 8.000 ariary par poche de sang pour les frais du test de compatibilité dans les hôpitaux publics, selon les explications du technicien de laboratoire au Centre régional de transfusion sanguine ou CRTS à Tambohobe Fianarantsoa, Mamy Tahina Randrianantenaina. Dans les hôpitaux privés, il faut compter 85.000 ariary par poche de sang, toujours d’après ses explications.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter