COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Une jeune femme expliquant son cas à un proche.

Hono ho'a : L’écoute des proches est indispensable pour les victimes d’un accident

En effet, une fois guéri de ses blessures physiques, la victime commence à reprendre conscience de ce qui lui est arrivé. Elle ne pourra pas s’empêcher de vivre et de revivre les souvenirs de l’accident qui hantent son esprit. Elle pourrait même faire des cauchemars. L’écoute empathique de sa famille lui est donc indispensable afin de pouvoir guérir de ce traumatisme selon la psychologue Miora Samuel.


Nisesisesy ny lozam-pifamoivozana tato ho ato. Mety miteraka tahotra sy fahaketrahana ara-tsaina ho an’ireo olona nisedra an’izany anefa ireny hoy ny mpahay toetr’olona Samuel Miora. Isan’ny manampy azy ireny handresy ireo olana ireo ny fihainoana azy ireny mitantara ny zavatra iainany. Isan’ny manana anjara asa amin’izany fihainoana izany ny fianakaviana sy ny manodidina ireo olona niharan’ny loza. Tokony tsy mitsara na mampitaha izany amin’ny hafa ihany koa ireo izay mihaino.

Studio Sifaka · 2021 - 01 - 05 Fandaharana HONO OA TRAUMATISME
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter