COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Le Secrétaire général de la commission national malgache pour l’UNESCO, Manda Ravelojaona.

« Nouveau monde, nouvelle radio »

La journée mondiale de la radio est célébrée le 13 février. Cette journée a été proclamée en 2011 par les Etats membre de l’UNESCO. A l’occasion de cette célébration, l’UNESCO a choisi le thème « Nouveau monde, nouvelle radio » pour cette année. La radio reste le média le plus consommé au monde. Elle évolue et elle doit suivre les innovations apportées par les technologies, explique le Secrétaire général de la commission national malgache pour l’UNESCO, Manda Ravelojaona. C’est l’une des raisons du choix de ce thème. Pour un nouveau monde, la radio doit être indépendante. Elle doit être en faveur de la paix et de la démocratie, toujours d’après Manda Ravelojaona


Studio Sifaka · 2021-02-13_Fandaharana-HONO-AHO

Ankalazaina ny 13 febroary ny andro manerantany ho an’ny onjampeo. Ny taona 2011 izany no nisian’ny fankalazana voalohany nataon’ireo firenena mikambana ao amin’ny UNESCO. Ny lohahevitra nosafidiana amin’ity fankalazana ity dia « tontolo vaovao, onjampeo vaovao ».  Ny ojampeo aloha hatreto no haino vakijery be mpanaraka indrindra. Mivoatra izy. Noho izany mila manaraka ny fivoaran’ny tekinolojia ihany koa araka ny fanazavan’ny sekretera jeneralin’ny vaomieram-pirenena malagasy ho an’ny UNESCO, Ravelojaona Manda. Izay fanarahana ny fivoarana izay no isan’ny antony nisafidianana io lohahevitra io. Mba hisian’izay tontolo vaovao izay dia mila mahaleo tena ny onjampeo.Mila mitarika amin’ny filaminana sy ny fahandriampajalemana. Ary ny fametrahana ny democrasia ihany koa hoy Ravelojaona Manda.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter