COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Capture d'écran.
Site de Scholarvox.

Hono ho'aho du 03 Mars 2020 : Scholarvox

Bibliothèque numérique Scholarvox : une plateforme sur internet pour permettre aux étudiants de l’Université de Fianarantsoa de lire des livres gratuitement. Un projet mis en place pour remédier au manque de livres à Madagascar et au coût élevé des livres vendus en ligne. L’étudiant doit juste prendre un code auprès d’un responsable afin d’avoir accès à la bibliothèque selon Andrianomenjanahary Julien, responsable de Scholarvox.


Tranomboky nomerika Scholarvox : sehatra iray amin’ny aterineto hahafahan’ny mpianatry ny Oniversiten’i Fianarantsoa mamaky boky maimaimpoana. Tetikasa iray entina hiadiana amin’ny tsy fahampian’ny boky eto Madagasikara sy hiatrehana ny halafosan’ny boky amidy amin’ny aterineto. Mila maka kaody any amin’ny tompon’andraikitra ireo mpianatra hahazoany miditra ao amin’ny tranonkala hoy i Andrianomenjanahary Julien, avy ao amin’ny Scholarvox ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter