COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Tumisu
Les jeunes sont devenus des cibles du coronavirus.

Le coronavirus s’attaque aux jeunes

Araka ny fanambarana nataon’ny filoham-pirenena ny 20 martsa lasa teo dia efa tonga eto Madagasikara ny endrika vaovaon’ny coronavirus avy any Afrika Atsimo. Ny tanora no mety ho voa betsaka amin’izany hoy izy. Isan’ny mahatonga izany hoy ny talen’ny fampiroboroboana ny fahasalamana eo anivon’ny ministeran’ny fahasalamana, ny dokotera Rakotaorivony Manitra, ny fisian’ny fiovan’ny endrika, ny hery sy ny fomba fiadin’ny coronavirus fa tsy toy ny taloha. Noho izany dia lasa mahery vaika sy mora mifindra kokoa izy. 


Studio Sifaka · 2021-03-22 Fandaharana HONO HO AHO - JEUNES & VARIANT COVID19

Le président de la République a expliqué dans son discours du samedi 20 mars qu’actuellement les jeunes sont plus infectés par le nouveau variant du coronavirus. L’existence d’une mutation du virus en est la principale cause, explique le directeur de la promotion de la santé auprès du ministère de la santé publique, docteur Manitra Rakotoarivony. Lorsqu’il y a mutation, le virus change de forme, de puissance et de manière d’attaquer. Ainsi, il devient plus dangereux et plus contagieux.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter