COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Hôpital Anosiala, lieu où les personnes qui sont passées dans les pays à risque sont mises en quarantaine.

Hono ho'aho du 04 Mars 2020

 Aucun cas de coronavirus n’a encore été signalé à Madagascar mais les personnes qui sont passées dans les pays infectés sont mises en quarantaine à l’hôpital Anosiala Ambohidratrimo. Comment se déroule la quarantaine à Madagascar ? Les détails dans l’émission Hono ho’aho.


Mbola tsy misy coronavirus eto Madagasikara fa olona nahiana ho mitondra ny tsimokaretina vokatry ny fandalovany tamin’ny toerana iray ahitana coronavirus ireo natokana toerana tany amin’ny hopitaly Anosiala Ambohidratrimo. Ahoana marina moa izany hoe hatoka-monina izany e? Horesahina ao anatin’ ny fandaharana hono ho’aho ny andinindininy mikasika izany.