COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Tumisu
Il existe des textes juridiques encadrant les investissements en ligne.

Comment mesurer les risques et bien choisir ses investissements?

Nahabe resaka ny maro ny mikasika ilay sehatra fanaovana petra-bola hahazoana tombony.  Maro moa ireo tanora no voasarika tamin’izany ka nanao fitarainana rehefa nisy ny fanambarana fa miato aloha ny fivezivezen’ny vola ao anatin’izany ny 13 Aogositra teo. Misy ireo naneho hevitra fa mitovy foana ny risika rehefa mampiasa na manodina vola toy izany. Nanazava anefa ny mpampiofana amin’ny fandraharahana, Rakotomanana Rivelt, fa samy manana ny mampiavaka azy ny risika amin’ny fampiasam-bola tsirairay avy. Zava-dehibe hoy izy ny fahafantarana tsara ilay orinasa ampiasanao vola: ny sehatra iasany, ny olona miasa ao, ny tombony azon’izy ireo, ny lalan’ny vola, ahoana ny fidirana sy fivoahan’ny vola, ny tanjany. Torohevitra omeny ho an’ireo tanora te handraharaha sy manana vola ampiasaina ihany koa ny hoe aleo mamokatra sy mamorona toy izay miandry ny fiodonanan’ny vola fotsiny, mba ampandroasoana ny seha-pihariana eto Madagasikara.


Studio Sifaka · 2021-08-18_Fandaharana_HONO HO AHO- INVESTISSEMENT

Les plateformes d'investissement ont fait polémique ces dernières semaines. Après une déclaration faite par l’une des plus populaires d’entre elles, concernant la suspension de ses activités, de nombreux utilisateurs se sont plaints. Certains ont fait remarquer que les risques sont inévitables lorsqu’on se lance dans de tels investissements. Cependant, l’entrepreneur et formateur en incubation, Rivelt Rakotomanana, a expliqué que les degrés de risques sont différentes d’un investissement à un autre. Selon lui, il est important de connaître particulièrement l'entreprise dans laquelle on investit : son secteur, sa potentialité, les gens qui y travaillent, leurs bénéfices, le flux d'argent, etc. Il conseille également aux jeunes qui souhaitent créer une entreprise ou ont des fonds, de plutôt produire et de créer de la valeur ajoutée à l’économie malgache.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter