COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Adonyig
La majorité des ménages malgaches utilisent le charbon de bois pour faire cuire leurs aliments.

Cadrer la production de charbon et lancer une politique sur le charbon biologique

Nampizarazara hevitra ny maro ny fanambarana avy amin’ireo mpandraharaha amin’ny sehatry ny fitrandrahana ny ala sy ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovain-jafy ny amin’ny vidin’ny arina. Tsy tokony hihoatra ny 23.000 ar ny vidin’ny arina iray gony eny amin’ny mpaninjara ary tsy tokony hihoatra ny 20.000 ar izany eny amin’ireo mpamongady hoy ny fanambarana. Misy ireo milaza fa mila ampiakarina ny vidiny mba hiarovana ny ala, misy kosa ireo milaza fa mila ampidinina izany mba tsy hanararaotan’ireo mpitrandraka. Raha ny hevitry ny mpahay toekarena, Ralalason Jarus, mila manana politika mazava ny fanjakana amin’ny fanarahamaso ity sehatra iray ity. Ohatra nomeny ny fampiakarana ny hetra ho an’ireo izay misehatra amin’izany, fa indrindra ihany koa ny fanarahamaso sy fanasaziana ireo izay manararaotra mampiakatra ny vidiny. Tsy tokony ho ferana ihany koa anefa ny vidiny hoy izy mba tsy hampitomboina ireo izay misehatra amin’ny tsy ara-dalàna. Mila hamafisina araka izany ny lalàna ary mila manana politika amin’ny firosoana amin’ny fampiasana ny arina biolojika.


Studio Sifaka · 2021-08-24_Fandaharana_HONO HO AHO- PRIX CHARBON

Les déclarations des opérateurs forestiers, suivies de celles du Ministère de l'Environnement et du Développement Durable ont suscité des débats. Le prix d'un sac de charbon ne devrait pas dépasser 23.000 ar chez les détaillants et 20.000 ar chez les grossistes, selon les annonces. Certains pensent qu’il s’agit d’une stratégie à controverse : le prix doit être augmenté si on veut préserver la forêt. D’autres soutiennent que cette baisse de prix découragerait les exploitants et réduirait la déforestation. Selon l'économiste, Jarus Ralalason, l'État doit avoir une politique claire sur ce secteur, en établissant par exemple les « taxes pigouviennes », l'équivalent des dommages environnementaux. Mais il suggère surtout de surveiller et de sanctionner les spéculateurs qui en profitent pour augmenter leurs prix. Par ailleurs, limiter le prix du charbon risque de multiplier le nombre des opérateurs informels, selon lui. L’Etat devra donc renforcer la loi sur ce secteur et lancer, en parallèle, une politique pour promouvoir l'utilisation du charbon biologique.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter