COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©MenEngage Madagascar
Mila omena fampiofanana amin’ny fandraharaharana sy ny famoronana asa ny tanora

Un lien évident entre le chômage des jeunes et l'insécurité

Les jeunes sont la principale raison de sécurité ou d'insécurité à Madagascar avec le taux des jeunes par rapport à la population malagasy. L'une des principales raisons de l’insécurité à la base, cependant, est le manque d'emploi chez les jeunes. Quand ils sont au chômage, ils n'ont pas de revenu alors qu’ils ont des besoins dans la vie. Pour satisfaire leurs besoins, ils ont tendance à faire le mauvais choix. En conséquence, les jeunes sont désormais un poids pour la société et il faut y remédier, a déclaré Josso Tiana Tahiriniaina, directeur des affaires et de l'emploi au ministère de la Jeunesse et des Sports.


Ny tanora no antoky ny fandriam-pahalemana na tsy fandriam-pahalemana voalohany indrindra amin’ny maha maro anisa ny tanora eto Madagasikara. Antony iray tena mahatonga ny tsy fandriampahalemana eo amin’ny fiaraha-monina eny ifotony anefa tsy fananan’ny tanora anton’asa. Rehefa tsy manana an-ton’asa manko dia tsy misy fidiram-bola izy ireo anefa manana zavatra tiana sy ilaina amin’ny fiainany dia lasa mirona amin’ny fanaovana asa-ratsy mba hisitrahany an’izay filany izay. Lasa zefatra amin’ny fiaraha-monina ny tanora ka mila vahaolana izany hoy ny talen’ny fandraharahana sy ny fampanana’asa eo anivon’ny ministeran’ny tanora sy ny fanatajahantena Josso Tiana Tahiriniaina.

Studio Sifaka · 2021-09-23_Fandaharana_HONO HO AHO- FANDRIAMPAHALEMANA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter