COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Ministère du Tourisme - Madagascar
Formation des opérateurs touristiques sur les nouveaux protocoles sanitaires.

Des formations pour accueillir à nouveau les touristes dans de meilleures conditions sanitaires

Nanomboka ny fiofanana momba ny fepetra ara-pahasalamana tsy maintsy arahina amin’ny fandraisam-bahiny ireo mpisehatra anatin’ny fizahan-tany any Nosy Be sy Sainte Marie ny 23 aogositra 2021. Mitohy manerana ny faritra rehetra izany ankehitriny. Ny fanamafisana ny fanadiovana sy fanajana ny fihetsika sakana no tena ivon’ity fiofanana ity. Hanao fanaraha-maso ny ministera ny fizahan-tany ny amin’ny fampiharana ireo fepetra ireo ary hisy ny sazy hoan’ireo izay tsy mampihatra ireo fepetra ireo hoy i Henri Randrianarivo, mpampiofana. 


Studio Sifaka · 2021-08-30_Fandaharana_HONO HO AHO- PROTOCOLE SANITAIRE

Depuis le 23 août 2021, les opérateurs touristiques de Nosy Be et Sainte Marie ont commencé une formation sur les nouveaux protocoles sanitaires à suivre. Les protocoles se focalisent sur la fréquence de nettoyage et le respect des gestes barrières. Le ministère du tourisme fera un audit et sanctionnera les opérateurs touristiques qui ne respectent pas ces protocoles, explique le formateur Henri Randrianarivo.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter