COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Unsplash
Une prise non-règlementée de médicaments peut aussi mener à l’overdose.

L’overdose chez les jeunes malgaches : une histoire de défi

L’overdose est l’un des plus grands dangers auxquels s’exposent les sujets qui se droguent. Cela arrive quand le corps humain contient une quantité excessive de drogue, qu’il ne peut tolérer. A part la perte de connaissance immédiate et la perte de raison, l’overdose peut conduire jusqu’au décès de la personne concernée. Afin de prévenir cela, l’abstinence totale de drogue reste la meilleure option, selon le responsable en communication de l’Association IZA, Fetra Rakotondravelo. La contribution des parents et l’entourage des jeunes peuvent également jouer un rôle prépondérant pour aider les jeunes à lutter contre toute forme d'addiction.


Studio Sifaka · 2021-09-02_Fandaharana_HONO HO AHO- OVERDOSE JEUNES

Zava-doza miandry ny mpandray, mpisotro, mpitsindrona na mpidoroka zava-mahadomelina ny « Overdose ». Izany hoe rehefa sendra tafiakatra amin’ny taha ambony loatra ny fatra raisin’ny vatan’olombelona. Ankoatran’ny tsy fahatsiarovan-tena eo noho eo sy ny fahaverezan-tsaina ateraky ny « overdose » dia mety hitarika hatramin’ny fahafatesana mihitsy izany eo amin’ny olona iray. Mba hisorohana izany, indrindra eo amin’ny tanora, dia ny fifadiana tanteraka ny zava-madomelina no mahomby indrindra, hoy ny tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ny association IZA, Rakotondravelo Fetra. Ilaina koa anefa ny fifanomezan-tanan’ny ray aman-dreny sy ny fiaraha-monina hanampiana ny tanora hahatohitra ny zava-mahadomelina.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter