COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Google Maps
La carte de Madagascar sera bientôt à jour.

Vers une mise à jour de la carte de Madagascar

La dernière réalisation cartographie de Madagascar à travers l'île date des années 1960, et peu de changements ont été apportés à la carte de Madagascar depuis. Le Ministère de l’aménagement du territoire avec le centre de cartographie de Madagascar ou FTM (Foibe sarintanin’I Madagasikara) mettra intégralement à jour la carte de Madagascar. La réalisation se fera à travers des photographies à vue aérienne et via des images de satellite, selon les explications du directeur général de FTM, Jean Désiré Rajaonarison et le responsable de la réalisation cartographique, Seta Ramahefarison.


Studio Sifaka · 2021 - 11 - 10 Fandaharana HONO HO AHO - FANAVAOZANA NY SARINTANIN'I MADAGASIKARA

Efa tamin’ny taona 1960 no farany nanatanterahana ny fandrafetana ny sarintanin’I Madagasikara manerana ny nosy, ary vitsy ny fanovana natao taorian’izany hatramin’izao. Hanao ny fanavaozana ny sarin-tany izany ny ministeran’ny fanajariana ny tany miaraka amin’ny Foibe sarintanin’I Madagasikara na ny FTM. Amin’ny alalan’ny fakana sary amin’ny fiara-manidina miampy ny sary avy amin’ny zava-bolana no andrafetana izany hoy ny tale jeneralin’ny FTM, Rajaonarison Jean Désiré,  sy ny tompon’andraikitry ny fakana ny sarin-tany, Ramahefarison Seta, ato anatin’ny fandaharana Hono Ho’Aho

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter