COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©MenEngage Madagascar
Les formations permettent de recadrer les jeunes.

La paix et les jeunes à Madagascar

Un taux de chômage élevé, l’inadéquation des emplois à pourvoir, le manque de propositions d’emplois pour les jeunes peuvent être des facteurs contribuant l’insécurité à Madagascar, avec une population malgache relativement jeunes, selon les résultats globaux du recensement général de la population de 2018. Le manque de revenu implique que les besoins des jeunes ne sont pas satisfaits, les poussant parfois à faire le mauvais choix et à les réléguer au rang de poids pour la société. Selon le directeur des affaires et de l'emploi au ministère de la Jeunesse et des Sports, Jossoa Tiana Tahiriniaina, il faut y remédier.


Studio Sifaka · 2021-09-23_Fandaharana_HONO HO AHO- FANDRIAMPAHALEMANA

Ny tanora no antoky ny fandriam-pahalemana na tsy fandriam-pahalemana voalohany indrindra amin’ny maha maro anisa azy ireo eto Madagasikara, araka ny vokatry ny fanisana faobe ny mponina eto Madagasikara tamin’ny 2018. Antony iray tena mahatonga ny tsy fandriampahalemana eo amin’ny fiaraha-monina eny ifotony anefa ny tsy fananan’ny tanora anton’asa. Rehefa tsy misy fidiram-bola izy ireo kanefa manana ny zavatra ilainy amin’ny fiainany, mety lasa hirona amin’ny fanaovana asa-ratsy mba hisitrahany ny filany. Mety ho lasa vesatra ho an’ny fiaraha-monina ny tanora ka mila vahaolana izany, hoy ny talen’ny fandraharahana sy ny fampananan’asa eo anivon’ny ministeran’ny tanora sy ny fanatajahantena, Jossoa Tiana Tahiriniaina.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter