COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Ratsimbarimanantsoa Koloina
Une journée de partage sur l’éducation sexuelle au Centre Ilontsaina.

Le centre Ilontsaina

Nisokatra tamin’ny volana May 2021 eny amin’ny fokontany Ambohitrarahaba, ny ivo toerana Ilontsaina izay natsangan’ny Malagasy Women Empowerment izay fikambanana hoan’ny vehivavy sy miady hoan’ny zon’ny vehivavy. Manome fanabeazana ara-pananahana ho an’ireo mponina amin’ny manodidina io ivo-toerana io. Isaky ny alarobia hariva no misy fihaonana miaraka amin’ireo mpisitraka sy ireo tompon’andraikitra, izay ahitana mpitsabo mpanampy sy mpilatsaka an-tsitrapo.

Betsaka ny loha-hevitra resahina ao anatin’izany, ary afaka misitraka ny tolotra omen’ny invotoerana izay rehetra liana amin’izany, hoy ny mpitantana tetik'asa ao amin’ny Ivo-toerana Ilontsaina, Ratsimbarimanantsoa Koloina.


Studio Sifaka · 2021-09-13_Fandaharana_HONO HO AHO- ILONTSAINA

Le centre Ilontsaina a été mis en place à Ambohitrarahaba en mai 2021, et a été fondé par l’association Malagasy Women Empowerment, une organisation pour les femmes et luttant pour les droits des femmes. Une des activités principales du centre est de donner une éducation sexuelle aux riverains. Une réunion est organisée chaque mercredi. Les bénéficiaires reçoivent et participent aux séances menées par l’infirmière et les bénévoles de MWE. D’ailleurs plusieurs sujets y sont abordés. Actuellement, riverain ou non, les personnes intéressées peuvent bénéficier des services du centre, selon la responsable de projet au sein du centre Ilontsaina, Koloina Ratsimbarimanantsoa.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter