COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Université d’Antananarivo
L’université d’Antananarivo vue d’en haut.

L’obsolescence des matériels, un problème permanent à l’université d’Antananarivo

Anisan’ny olana ho an’ireo mpianatra sy mpampianatra mpikaroka eny anivon’ny anjerimanontolo miankina amin’ny fanjakana ny fahanteran’ny fitaovana ampiasaina amin’ireny laboratoara ireny. Efa tamin’ny taona 1960 tany ho any mantsy no nahatongavan’ny fitaovana ary efa tsy fampiasa intsony ny ankamaroany na boky izany na fitaovana ilaina amin’ny asa fikarohana any anatin’ny laboratoara.

Manazava ny filohan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka eny anivon’ny oniversiten’Antananarivo, ny profesora Ravelonirina Sammy Grégoire.


Studio Sifaka · 2021-09-14_Fandaharana_HONO HO AHO- OLAN 'NY MPAMPIANATRA MPIKAROKA

L’obsolescence des matériels dans les laboratoires figure parmi les problèmes auxquels les enseignants-chercheurs et les étudiants à l’université d’Antananarivo font face. Les matériaux sont désuets. Ils datent, en majorité, des années 1960. Par conséquent, presque la totalité des livres et des matériels des laboratoires ne peuvent être utilisés, dixit le professeur Sammy Grégoire Ravelonirina.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter