COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

30 tableaux sont exposés pour représenter les 30 articles de la DUDH devant l’Hôtel de ville à Analakely.

Quand faire appel à la CNIDH ?

Fampisehoana an-takelaka ny zo miisa 30 mandrafitra ny zon’olombelona, sy trano heva teny amin’ny parvis an’Analakely no nanamarihan’ny CNIDH (vondrona mahaleo tena miaro ny zon’olombelona ) ny faha 73 taona ny nanambarana ny zon’olombelona.

Manoloana ny fahanginana hiainan’ny olom-pirenena sasany amin’ny amboletra atao azy ireo, dia manentana ny tsirairay ny CNIDH mba hahasahy hitaraina. Afaka tsy mitonona anarana ilay niharan’ny tsy rariny ary maimaimpoana ny fametrahana fitarainana. Fomba fiasan’ity vaomiera ity ny maka ny hevitry ny roa tonta na ny Principe du contradictoire raha ny nambaran’ny filohany, Seta Andriamarohasina.


Studio Sifaka · 2021-12-09 Fandaharana HONO OA_CNIDH

Une exposition des 30 articles des droits de l’Homme et des stands placés au parvis Analakely ont été mis en place pour célébrer le 73e anniversaire de la déclaration des droits de l’Homme, par la Commission Nationale Indépendante des Droits de l’Homme (CNIDH). Le président de la CNIDH, Seta Andriamarohasina, encourage les citoyens à dénoncer les cas de violations des droits de l’Homme dont ils sont victimes ou témoins. L’anonymat est garanti, selon toujours la CNIDH. A savoir également que les services sont gratuits.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter