COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Hybricon pour étudier l’évolution et la dynamique des conflits.

Hybricon : comprendre la dynamique des conflits à Madagascar

Ny Hybricon dia tetikasa iray manao fikarohana sy mandinika manokana ny fivoaran’ny disadisa misy eto Madagasikara. Manomboka tany amin’ny vanim-potoanan’ny fanjanahan-tany hatramin’izao, ary mandalo ireo fotoana nanamarika ny tantaran’ny firenena. Madagasikara mantsy dia nanana fifandraisana ara-diplomatika tsy tapaka tamin’ireo firenena vahiny. Nahazoana fomba fisainana, fomba fanao, fomba fiasa na fahazarana vaovao ny fifampikasohana tamin’ny kolontsaina hafa. Ireny anefa mety hiteraka disadisa na fifandonana na tsy fifankahazoana rehefa aty aoriana. Manazava ny momba izay i Velomahanina Razakamaharavo, avy amin’ny tetikasa Hybricon.

Studio Sifaka · 2021-12-20 Fandaharana HONO OA_HYBRICON

Hybricon est un projet ayant pour mission d’étudier l’évolution et la dynamique des conflits à Madagascar depuis l’époque de la colonisation jusqu’à nos jours, en passant par les moments marquants de l’histoire du pays. Madagascar a été soumis à différentes influences internationales. Des relations diplomatiques qui ont impacté les normes, la politique, les institutions, les valeurs et les pratiques locales. Au fil du temps, ces processus d’hybridation ont conduit à une dynamique qui peut être source de d’incompatibilités, de conflits ou de friction. Velomahanina Razakamaharavo explique dans Hono ho’aho.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter