COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©UNICEF
Toute personne de plus de 18 ans peut accéder au vaccin de son choix.

COVID-19 : comment choisir son vaccin ?

Quatre vaccins contre le COVID-19  sont utilisés à Madagascar actuellement, à savoir AstraZeneca, Pfizer, Sinopharm et Janssen, ce dernier étant le plus prisé. Ils sont disponibles auprès de tous les centres de Santé de base niveau II de la capitale et dans les régions. Ces types de vaccins conviennent à tout le monde en général, à l’exception de Sinopharm qui nécessite des mesures particulières. Les personnes infectées par le Covid19 peuvent recevoir leur vaccin, trois mois après le traitement à condition qu’elles ne présentent plus de symptômes. Il peut y avoir une certaine forme de fièvre après l’injection, mais elle ne devrait pas durer plus de trois jours rassure Dr Noroantsa Lalie, Medecin coordonatrice vaccinodrome HJRA.

Studio Sifaka · 2022-01-14 Fandaharana HONO OA

Efa voatsinjara eny anivon’ireo CSBII rehetra eto an-drenivohitra sy any amin’ny faritra ireo vaksiny karazany efatra miady amin’ny COVID-19  : AstraZeneca, ny Pfizer, ny Sinopharm ary ny Janssen. Mety amin’ny olona rehetra amin’ny ankapobeny ireo karazana vaksiny ireo, ankoatran’ny Sinopharm izay mitaky fepetra manokana. Nomarihan’ny mpitsabo fa afaka manao vaksiny soamatsara ireo olona efa voa COVID-19 telo volana ao aorian’ny fitsaboana ka tsy ahitana soritr’aretina intsony. Mbola afaka iverimberenan’ny tsimokaretina mantsy izy ireny. Ao aorian’ny fanaovana vaksiny indray, dia nanamafy ny mpitsabo fa tokony hatsahatra mandritra ny 78 ora ny fampiasam-batana be loatra. Azo tohizana kosa anefa ireo asa tsy mitaky herim-batana. Tsy tokony hanaitra ireo endrika fanaviana ao aorian’ny tsindrona saingy tsy tokony hihoatra ny telo andro eo izany, hoy Dr Noroantsa Lalie, tompon’andraikitry ny teorana fanaovam-baksiny eny amin’ny HJRA.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter