COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Andrinivo Sitraka
Andrinivo Sitraka reste très actif dans le scoutisme.

Obama Leaders : Sitraka Andrinivo représente Madagascar

Sitraka Andrinivo représente Madagascar au programme Obama Leaders, une formation en leadership organisée par la Fondation Obama. Des jeunes d'Asie, d'Europe et d'Afrique y participent. 35 d'entre eux viennent d'Afrique. « Tily », spécialisé dans la technologie de l'information et de la communication, il est également l'un des fondateurs de "factiviste", un collectif de jeunes luttant contre les rumeurs et les fakenews. Il a toujours travaillé dans le domaine communautaire, dans la communication en passant par la santé publique ainsi que les droits humains. Ces expériences l’ont forgé, s’ajoutant au talent exploré dès son plus jeune âge. Les six mois de formation se déroulent en ligne compte tenu de la situation actuelle.  

Studio Sifaka · 2022 - 02 - 01 Fandaharana HONO HO AHO - SITRAKA ANDRINIVO OBAMA LEADERS

Andrinivo Sitraka no tanora hisolo tena an’i Madagasikara amin’ilay  Obama Leaders, fandaharam-pampiofanana momba ny haitarika izay karakarain’ny Obama Fondation. Tanora avy any Azia, Europa ary Afrika no hiatrika izany. 35 izy ireo no avy eto Afrika. Tily, mpikirakira ny haitao ara-kajy mirindra sy ny serasera izy ary anisan’ny namorona ny vondrona « factiviste », miady amin’ny fanelezana tsaho sy vaovao diso. Hatrizay dia niasa tamin’ny sehatra mitady tombontsoa ho an’ny fiarahamonina foana izy toy ny serasera ho an’ny fahasalamam-bahoaka na ihany koa ny zon’olombelona. Mifameno hoy izy ireo sehatra niasany ireo, nisy talenta notrandrahana fony kely ihany kao. Hiezaka hifampizara traikefa amin’ireo tanora mpitarika izy araka izany mandritra ny enim-bolana hanaovana ny fiofanana. Ampitaindavitra avokoa no hanaovana izany amin’ity taona ity noho ny valanaretina.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter