COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Tous les jeunes de moins de 35 ans dans les 22 régions sont invités à s’inscrire.

Fans Club Studio Sifaka : pour se rapprocher encore plus.

Studio Sifaka invite les jeunes de moins de 35ans à rejoindre le club d’auditeurs « Fans Club Studio Sifaka » dans les 22 régions couvertes par le réseau de radios partenaires. L’inscription se fait auprès de la station radio qui diffuse le programme Feon’ny Tanora Maroloko dans chaque localité, jusqu’au 6 mars 2022. Les jeunes membres vont se regrouper régulièrement, pour écouter ensemble et discuter du contenu des programmes du Studio Sifaka, explique le coordinateur de partenariat au Studio Sifaka, Dinarisolo Sylvain.

Studio Sifaka · 2022-02-22_Fandaharana HONO HO AHO - FAN'S CLUB STUDIO SIFAKA

Miroso amin’ny fananganana ny Fans Club ny Studio Sifaka hanasana ireo tanora latsaky ny 35 taona. Tanjona ny hanatonana bebe kokoa ny mpihaino indrindra fa ny tanora mba ahafahana mamantatra ny fomba fijeriny mikasika ireo fandaharana vokarina. Hitondra ny heviny amin’ny hanatsarana ny fandaharana ihany koa izy ireo. Afaka mirotsaka amin’izany avokoa ny tanora avy amin’ny Faritra 22 izay handrenesana ny fandaharan’ny « Feon’ny Tanora Maroloko ». Ny talata 22 Febroary ka hatramin’ny 06 martsa 2022 no ahafahana misoratra anarana amin’izany, araka ny fampahafantarana ataon’i Dinarisolo Sylvain, mpandrindra ny fiaraha-miasa eo anivon’ny Studio SIFAKA.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter