COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Jarun011
Les tests Covid19 sont disponibles dans les pharmacies.

Les autotests COVID-19

Les autotests COVID sont désormais accessibles à tous et peuvent être achetés auprès des pharmacies, avec ou sans ordonnance. Selon le responsable d’une pharmacie située à Analakely, les entreprises privées ainsi que les personnes expatriées restent leur principal client. D’autres se procurent un autotest COVID suite à la recommandation de leur médecin, pour confirmer une infection ou une guérison. Les autotests sont relativement faciles à réaliser mais l’assistance d’un personnel de santé est toujours conseillée. Le résultat est immédiat mais certains tests ne sont pas fiables à 100%.

Studio Sifaka · 2022-02-28_Fandaharana HONO HO AHO - TEST COVID-19

Efa azon’ny olona rehetra jifaina eny amin’ny toeram-pivarotam-panafody ny test Covid19 amin’izao fotoana izao. Na misy na tsy misy taratasy avy any amin’ny mpitsabo dia afaka mahazo izany avokoa. Raha ny nambaran’ny tompon’andraikitry ny toerana fivarotana fanafody eny Analakely dia ireo orinasa maniry ny hampanao fitiliana ireo  mpiasa ao aminy no tena manjifa izany, ao koa ireo teratany vahiny. Misy kosa anefa ireo alefan’ny mpitsabo azy mividy izany mba hanamarinana raha Covid19 tokoa no mahazo ilay olona na tsia. Mora ampiasaina izy ireo saingy ilaina hatrany ny fanatrehan’ny mpitsabo mba tsy handiso ny haovana zavatra tsy tokony ho izy. Mora azon’ny olona toy izany koa ny famakiana ny valiny saingy misy amin’izy ireny no manome valiny tsy izy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter